Salamo faha-119

Ny Salamo faha-119 dia salamo ao amin' ny Bokin' ny Salamo ao amin' ny Baiboly. Tafiditra ao amin' ny fizaràna atao hoe "boky fahadimy" (Sal. 107 - 150) ity salamo ity. Io no salamo lava indrindra sady toko lava indrindra ao amin' ny Baiboly. Ny andian-teny voalohany Beati immaculati in via no anondroana azy ao amin' ny teny latina. Ny fanajana ny Lalàna no lohehevitra voiziny.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy